|
|
|
|

Teny iditra1  indray andro maninjitra
Singan-teny  2 indray, 3 andro, 4 maninjitra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ny tontolo andro manomboka ny maraina ka mandrapaharivan' ny andro, indray andro tontolo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 all the day long, the whole day, an entire day. [1.2]
Voambolana  8  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12